Teny iditra mikirazorazo (kirazorazo (razorazo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihantona mila na toa hianjera: Nikirazorazo teny am-potony teny ny voankazo ka nampitelin-drora ny mpitsangantsangana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikirazorazo
nikirazorazo
hikirazorazo
mikirazorazoa

2013/04/25