Teny iditra mikiry (kiry)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Manao ditra: Mikiry handeha izy na dia marary aza reniny
¶ Mikezaka, mikely aina: Mikiry amin' ny fianarana Rabe ka tsy azo isalasalana fa ho afa-panadinana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be obstinate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   s'obstiner [Hallanger 1974]
Endriteny  
mikiry
nikiry
hikiry
mikiriza

Teny iditra mikiry (kiry)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] miova, tonga [Rakotosaona 1972]

2012/08/13