Teny iditra mikisaka (kisaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
¶ Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
¶ Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
¶ Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikisaka
nikisaka
hikisaka
mikisaha

2010/05/14