Teny iditra mikisinkisina (kisinkisina (kisina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Malain-kihetsika, tsy mapao avy hatrany fa mitaredretra eo
Mitovy hevitra: milalotra ~ milasilasy ~ mitaredretra ~ mitavozavoza ~ mitsiredareda [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikisinkisina
nikisinkisina
hikisinkisina
mikisinkisìna
Teny mitovy hevitra mikisina

Teny iditra mikisinkisìna (kisinkisina (kisina))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikisinkisina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25