Teny iditra mikisolosolo (kisolosolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misolampilampy, avo ila, mandry soroka kely [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To slope (of ground) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être en pente (se dit d'un terrain) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikisolosolo
Ny lasa : nikisolosolo
Ny hoavy : hikisolosolo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20