Teny iditra mikitakita (kitakita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tezitra, manifakifaka aminkatezerana, manifantrifana, mihavatravatra, mihoalahoala: Mikitakita foana izy rehefa miteny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikitakita
nikitakita
hikitakita
mikitakità

Teny iditra mikitakità (kitakita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitakita [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25