Teny iditra mikitamby (kitamby)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] misikina [Rakotosaona 1972]
   Manao na mitondra kitamby [Rajemisa 1985]
Endriteny  
mikitamby
nikitamby
hikitamby
mikitambia
Teny nalaina  

2010/05/14