Teny iditra mikitika (kitika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manohina kely: Nikitika an' Ikoto Rabe mba handrosondroso kokoa erỳ aloha [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] mandrisika, mampirisika [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mikitika
nikitika
hikitika
mikitiha

2010/05/14