Teny iditra mikitoantoana (kitoantoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitovy tantana ny haavony na ny fandriny, tsy marin-tampona tsara fa miavo miiva: Mikitoantoana ny lalana mankatý aminareo izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be bumpy; to be rough (esp. of roads) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être raboteux; inégal [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikitoantoana
Ny lasa : nikitoantoana
Ny hoavy : hikitoantoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20