Teny iditra mikitoatoa (kitoatoa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy manao am-piheverana fa izay alehany alehany fotsiny [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikitoatoa
nikitoatoa
hikitoatoa
mikitoatoava

2010/05/14