Teny iditra mikitra (kitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamporisika hiady: Mahery mikitra angely Ilita
¶ Manakorontana, mampikorontana, manakotrana: Rakoto no nikitra izany fianakaviana izany [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikitra
nikitra
hikitra
mikitrà

Teny iditra mikitra (kitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Taisaka] maneno, mikitrana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mikitrà (kitra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitra [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25