Teny iditra mikitrana (kitrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka feo toa feon-javatra vy maro mifampikasoka: Tamin' izahay nandeha nitsangantsangana tany Ambatofotsy, nikitrana ny vilany sy vilia tao anaty fiara
¶ Miady vava, mifanditra: Mikitrana isan' andro izao izy mirahavavy ireo
¶ Be dia be: Marina ve fa mikitrana ny omby any an-tsakalava? [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikitrana
nikitrana
hikitrana
mikitràna
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mikitràna (kitrana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitrana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25