Teny iditra mikitro (kitro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mametraka (vatom-panorona) eo amin' ny tampona anankiroa tsy mifanitsy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikitro
nikitro
hikitro
mikitroa

2010/05/14