Teny iditra mikitsantsona (kitsantsona (tsantsona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteny mafy no mikarantsana, mimentsomentsona foana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikitsantsona
Ny lasa : nikitsantsona
Ny hoavy : hikitsantsona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20