Teny iditra mikivilivily (kivilivily (vily))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsika misesy mankatsy sy mankaroa, misavilivily, mikapilipily: Mikavilivily lava ny kapilin' ny famantaranandro lehibe ao an-trano fandraisam-bahiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to oscillate as a pendulum; to swing as the arms in walking [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay osciller comme une balançoire; balancer les bras en marchant [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikivilivily
nikivilivily
hikivilivily
mikivilivilia

2012/08/13