Teny iditra mikobaba (kobaba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny na manao zavatra maika sady mitabataba; mihavatravatra: Tonga ilay mpitaky trosa ka nikobaba eran' ny trano Rasoa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikobaba
nikobaba
hikobaba
mikobabà

Teny iditra mikobabà (kobaba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobaba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25