Teny iditra mikobaka (kobaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Voasasa ao anaty rano
¶ Mampidi-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika ireo vody tahom-bary nojinjaina ka voasoroka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be agitated (of water) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être agitée (se dit de l'eau) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikobaka
mikoba-
nikobaka
nikoba-
hikobaka
hikoba-
mikobaha
Teny nalaina 

2019/08/17