Teny iditra | mikobana (kobana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana (lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany (akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mikobana io | ||||||||
Teny iditra | mikobàna (kobana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | ikambano, kamboina, kombiana, mabonika, mañabôky, manakibo, maniboka, mibonaka, mikobana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |