Teny iditra mikodakoda
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mihovitrovitra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mikodakoda (kodakoda)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] sahirantsaina [Rakotosaona 1972]

2010/05/06