Teny iditra | mikodàna (kodàna) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Midadasika ary makadiry: Mikodàna ny kianja Malalaka: Mikodàna ny arabe [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Etre spacieux, large, libre [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |