Teny iditra mikodedy (kodedy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny haingana ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro: Mikodedy izy rehefa miteny ka manahirana ny mihaino azy
Mitovy hevitra: miboredika ~ mikodadaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikodedy
nikodedy
hikodedy
mikodede
Teny mitovy hevitra mikodedika

2012/08/14