Teny iditra mikodingy (kodingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mianjera, midaboka dia mikodiadia: Nikodingy tany an-tevana ilay mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dégringoler en roulant, rouler, courir sur une pente: Nikondingy teo ambonin' ny lohany ny tsihy (La natte a dégringolé sur sa tête) ~ Nianjera ny trano ka nikodingy tany an-tevana (La maison est tombé et a dégringolé dans le précipice)
¶ être dégradé, destitué [Abinal 1888]
Endriteny 
mikodingy
nikodingy
hikodingy
mikodingia

2012/03/02