Teny iditra |
mikofokofoka
(kofokofoka (kofoka))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To fidget; to be continually agitated [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Frétiller, gigoter; être agité [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikofokofoka |
Ny lasa : |
nikofokofoka |
Ny hoavy : |
hikofokofoka |
|
Ohabolana |
|