Teny iditra mikohaka (kohaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To cough [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tousser [1.3, 1.8]
 Fig. appeler en toussant. [1.3]
Ohatra 
1Somary mikohaka kely izany izy eto. [2.245]
2Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka; [2.424]
3Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy. [2.366]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikohaka
Ny lasa : nikohaka
Ny hoavy : hikohaka
Filaza mandidy : mikohafa

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02