Teny iditra mikohokoho (kohokoho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantso ny akoho (fa fiteny koa amin' ny reniakoho miantso ny zanany, na ny akoholahy miantso ny akohovavy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to call fowls. [Richardson 1885]
Endriteny 
mikohokoho
nikohokoho
hikohokoho
mikohokohoa
Teny nalaina 

2012/08/14