Teny iditra mikohona (kohona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mimonomonona, mimoimoy, mingonongonona: Mikohona foana io Rangahy io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikohona
nikohona
hikohona
mikohòna

Teny iditra mikohòna (kohona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikohona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25