Teny iditra mikoinkoina (koinkoina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaraina amin' ny tsy rariny na fampahoriana; mikafara; mimoimoy: Mikoinkoina ny vahoaka noho ny nataon' irea nitondra teo aloha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Murmurer, gémir, se plaindre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikoinkoina
Ny lasa : nikoinkoina
Ny hoavy : hikoinkoina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22