Teny iditra mikojakoja (kojakoja (koja))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikarakara, mitandrina fatratra, mandamindamina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to attend to details, to look after things minutely [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay disposer, arranger minutieusement, être aux petits soins à l'égard de [Abinal 1888]
 s'occuper des détails de, d'être aux petits soins à l'égard de [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay entretenir [SLP 1986]
Endriteny 
mikojakoja
nikojakoja
hikojakoja
mikojakojà

Teny iditra mikojakojà (kojakoja (koja))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikojakoja [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2015/02/14