Teny iditra mikola
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taifasy] miremby, mitady hanina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Mikola
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Mikola [Baiboly]
Famaritana anglisy   Michal [Baiboly]
Famaritana frantsay   Mikal [Baiboly]
Ohatra   Ary Mikola zanakavanin'i Saola tia an'i Davida [Baiboly: 9:018:020/Samoela I 18:20..]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   Mikala
Teny nalaina  
Lahatsoratra  

2017/06/29