Teny iditra mikolelaka (kolelaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetahana ambany dia ambany amin' ny olona iray dokadokafana; misolelaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikolelaka
Ny lasa : nikolelaka
Ny hoavy : hikolelaka
Filaza mandidy : mikolelafa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05