Teny iditra mikolialia (kolialia)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandosindositra, mihodividivitra: Matahotra ny hitakiako ny trosako any aminy Rakoto ka mikolialia
Mitovy hevitra: mibisioka ~ mibolidy ~ mihodivitra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikolialia
nikolialia
hikolialia
mikolialiava

2013/04/25