Teny iditra mikolo
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] minaonaona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mikolo
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Bara] mikosoka: Mikolo vary [Rakotosaona 1972]

Teny iditra mikolo (kolo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mitady hanin-kohanina [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06