Teny iditra mikolokolo (kolokolo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miantso (ny vorontsiloza) [Rajemisa 1985]
Endriteny  
mikolokolo
nikolokolo
hikolokolo
mikolokoloa

2010/05/14