Teny iditra mikombona (kombona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody
Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana
Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To close together, as the lips or the sides of a wound, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se resserrer, se fermer, être fermé: Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~ Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée) [1.3]
 Se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc [1.8]
 Se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. [1.196]
Ohatra 
1Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona. [1.519]
2Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikombona
Ny lasa : nikombona
Ny hoavy : hikombona
Filaza mandidy : mikombòna
Kamban-teny 

Teny iditra mikombòna (kombona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikombona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/27