Teny iditra mikomy (komy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rebel [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se révolter, s'insurger; se rebeller [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikomy
nikomy
hikomy
mikomia

2012/08/14