Teny iditra mikonaina (konaina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao
¶ Mitomany: Mikonaina matetika ity zazakely ity
¶ Mimenomenona, mimonomonona, mitaraina tsisy farany: Nikonaina ny oahoaka azon' ny fandoavam-bola be loatra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to complain under mistreatment, to whimper [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gémir sous les mauvais traitements; pleurnicher [Hallanger 1974]
Endriteny 
mikonaina
nikonaina
hikonaina
mikonainà

Teny iditra mikonainà (konaina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikonaina [fitanisana]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/08/14