Teny iditra mikonainaika (konainaika (konaika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitolokoloko sy mikonetaka, midridridridry sy mifararemotra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikonainaika
nikonainaika
hikonainaika
mikonainaiha

2013/04/25