Teny iditra mikondendina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendina hahandro vary ho azy indray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikondendina
nikondendina
hikondendina
mikondendena
Teny mitovy hevitra mikondendy ~ mikorandendina

2010/05/06