Teny iditra mikondendy (kondendy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misaritaka eo am-panaovana afo mahandro sakafo, eo ampikarakarana tokantrano: Efa vita akanjo ndeha hivavaka izao ve aho hikondendy hahandro vary ho azy indray [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikondendy
nikondendy
hikondendy
mikondende
Teny mitovy hevitra mikondendina ~ mikorandendina

2010/05/06