Teny iditra mikonetaka (konetaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihantahanta, miangentsangentsana: Mikoneta-dava ny zana-dRakoto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikonetaka
nikonetaka
hikonetaka
mikonetaha

2010/05/14