Teny iditra mikonjo (konjo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana. [2.4]
2Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikonjo, mikonjon', mikonjon-, mikonjom-
Ny lasa : nikonjo, nikonjon', nikonjon-, nikonjom-
Ny hoavy : hikonjo, hikonjon', hikonjon-, hikonjom-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20