Teny iditra mikononkonona (kononkonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manafinafina, manakontakona
¶ Manao zavatra an-takona, an-katakonana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikononkonona
nikononkonona
hikononkonona
mikononkonòna

Teny iditra mikononkonòna (kononkonona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikononkonona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/25