Teny iditra mikopaka (kopaka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihetsiketsika tsofin' ny rivotra: Mikopaka ny saina
¶ Manetsiketsika ny elany (vorona): Mikopaka elatra ny vorona rehefa manidina
¶ Misy kopaka: Tokony ho natao mikopa-droa ity varavarana ity fa lehibe loatra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to flap the wings; to wave something; to flap [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   agiter les ailes; agiter un mouchoir; s'agiter comme les battants d'une persienne [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mikopaka
nikopaka
hikopaka
mikopaha
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/14