Teny iditra mikopilapila (kopilapila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha mivilavila sy mitsivaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikopilapila
nikopilapila
hikopilapila
mikopilapilà

Teny iditra mikopilapilà (kopilapila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikopilapila [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/26