Teny iditra mikorandendy (korandendy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Misafotofoto [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorandendy
nikorandendy
hikorandendy
mikorandende

Teny iditra mikorandendy (korandendy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Maloto, misotisoty [Rajemisa 1985]

2010/05/14