Teny iditra mikorapaka (korapaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
¶ Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorapaka
nikorapaka
hikorapaka
mikorapaha
Teny nalaina 

2010/05/14