Teny iditra mikoraraika (koraraika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka feo manokana, enti-milaza ny akohovavy mikotrika rehefa voakotaba vo amin' ny fikotrehany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to rumble (of the stomach) [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay produire des borborygmes
¶ glousser (poule) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mikoraraika
nikoraraika
hikoraraika
mikoraraiha
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31