Teny iditra mikorataba (korataba (kotaba (taba)))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza feo maromaro miaraka mihora-pifaliana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikorataba
nikorataba
hikorataba
mikoratabà

Teny iditra mikoratabà (korataba (kotaba (taba)))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikorataba [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/26