Teny iditra mikoretika (koretika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mikorontana, misafotofoto, misavorovoro, mitsiporetika, mirango-tsaka, miboredika [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikoretika
nikoretika
hikoretika
mikoreteha

2010/05/14