Teny iditra |
mikoriana
(koriana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Famaritana malagasy | Mandeha midina moramora tsy dia mafy loatra toy ny rano maria nefa tsy miadandoatra koa toy ny rano amin' ny tany marin-tampona): Mahafinaritra ny mijery ity rano mikoriana tsy an-kijanona
¶ Mandeha tsara, misosa ho azy: Mikoriana erý izany fiainanareo eto izany ¶ Miteny misononoka tsy miambatrambatra: Nikoriana erý ny lahateny ka hafaliana moa ny an' ny mpihaino [Rajemisa 1985]
|
Famaritana anglisy | to flow smoothly; to glide; to run around playing [Hallanger 1973]
|
Famaritana frantsay | couler paisiblement; prendre ses ébats [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
|
Teny iditra |
mikoriàna
(koriana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikoriana
|
Famaritana frantsay | [Abinal 1888]
|
Tsipelina hafa |
|